SALANITRA E!!!!!

Izao e: ity blog ity zany natokana ho an'ny olona rehetra; indrindra fa ny andiany ZAVA (2005-2006) sy ny mpianatry ny TS1 [izay nanolotra ny TTM (théâtre) nitondra ny anarana hoe "ALOK'ILA"(izay no nahatonga ny anaran'ilay blog)] tao @Kolejy Md Antoine
Fa afk manoratra na mametraka sary daholo. Entanina manokana @izany ireo efa nianatra tao @STA rehetra.
Tonga dia fenoy sary sy articles momba anareo rehetra ity fa tsy maninona. Afaka asinareo an'izay sary tianareo rehetra na "pensées" na ny momba ny fiainanareo @izao (fianarana, ny fiainana en general...), na ny vacances anareo ary tsy koi.
Rf te- hanoratra na hametraka sary ftsn nareo d jereo any@1ère page fa any ny login sy ny mot de passe.
Zay e!!!!!suuuuuuuur!!!!okay!!!!Fidy
 SALANITRA E!!!!!
# Posté le vendredi 15 août 2008 11:17

Mme Rollande, notre Marraine et son mari

Mme Rollande, notre Marraine et son mari
# Posté le dimanche 27 janvier 2008 12:48

Takon'ny volo ny tarehin'i Mlle Salohy

Takon'ny volo ny tarehin'i Mlle Salohy
# Posté le dimanche 27 janvier 2008 12:44

Mme Rollande qui vient d'ouvrir son cadeau

Mme Rollande qui vient d'ouvrir son cadeau
# Posté le dimanche 27 janvier 2008 12:37

Tolie sy Fidy. Mlay kosa lé tablier kouuuuu!!!

Tolie sy Fidy. Mlay kosa lé tablier kouuuuu!!!
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]
# Posté le dimanche 27 janvier 2008 12:31